Exodus 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamafiso ny fanompoan’ny olona mba ho lany andro amin’izany izy, fa aza avela ho variana amin’izay lainga foana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ataovy matin-draharaha izany olona izany, ataovy mikikitra amin’ny asa, ary aoka izy tsy hihaino intsony izao antsanga tsy aman’orana rehetra izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamafiso fanompoana ireo olona ireo, dia hifototra amin’izany ka tsy hanonofinofy teny lainga.
Malagasy Bible 1865
Hamafio ny fanompoan'ny olona mba hifotorany amin'izany, fa aza avela hihaino izay lainga foana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamafiso ny fanompoan’ny olona mba ho lany andro amin’izany izy, fa aza avela ho variana amin’izay lainga foana!
malagasy
Hamafio ny fanompoan'ny olona mba hifotorany amin'izany, fa aza avela hihaino izay lainga foana izy.