Exodus 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa niteny teo anatrehan’NY TOMPO i Mosesy hoe: Indro, na dia ny Zanak’Israely aza dia tsy nihaino ahy, koa ahoana no hihainoan’i Farao ahy, nefa izaho dia tsy voafora molotra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Môizy namaly teo anatrehan’i Iaveh hoe: «Ny zanak’i Israely aza tsy nihaino ahy, ka ahoana no hihainoan’i Faraôna ahy izay votsa vava ity?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanambara teo anatrehan’ny TOMPO i Mosesy hoe: –Na dia ny Israelita aza tsy nihaino ahy, koa ahoana no hihainoan’ny Farao ahy izay votsa vava ity?
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niteny teo anatrehan'i Jehovah ka nanao hoe: Indro, ny Zanak'Isiraely aza tsy nihaino ahy, ka ahoana no hihainoan'i Farao ahy, fa izaho tsy voafora molotra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa niteny teo anatrehan’NY TOMPO i Mosesy hoe: Indro, na dia ny Zanak’Israely aza dia tsy nihaino ahy, koa ahoana no hihainoan’i Farao ahy, nefa izaho dia tsy voafora molotra?
malagasy
Ary Mosesy niteny teo anatrehan'i Jehovah ka nanao hoe: Indro, ny Zanak'Isiraely aza tsy nihaino ahy, ka ahoana no hihainoan'i Farao ahy, fa izaho tsy voafora molotra?