Exodus 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona ka nanome teny azy momba ny Zanak’Israely sy momba an’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, mba hamoahana ny Zanak’Israely avy amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh ary nanafatra azy ny amin’ny zanak’i Israely, sy ny amin’i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta, momba ny famoahana ny zanak’i Israely, hiala amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa mbola niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ihany ny TOMPO, ka nandidy azy hankany amin’ny Israelita sy amin’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, mba hamoaka ny Israelita hiala tao Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanome teny azy ho entiny ho any amin'ny Zanak'Isiraely sy ho amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, mba hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona ka nanome teny azy momba ny Zanak’Israely sy momba an’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, mba hamoahana ny Zanak’Israely avy amin’ny tany Ejipta.
malagasy