Exodus 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no anaran’ny zanakalahin’i Levy, araka ny taranany, dia i Gersona sy i Kehata ary i Merary; fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Levy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Levỳ, mbamin’ny taranany avy: Jersôna, Kaata ary Merarỳ. Fito amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Levỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireto kosa no anaran’ny taranak’i Levỳ, tao amin’ny taranaka maro nifandimby: Telo no zanakalahin’i Levỳ, dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ. Naharitra fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Levỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan'i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no anaran’ny zanakalahin’i Levy, araka ny taranany, dia i Gersona sy i Kehata ary i Merary; fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Levy.
malagasy
Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan'i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.