Exodus 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Gersona dia i Libny sy i Simey, araka ny fokom-pireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Jersôna: i Lobnì sy i Semeì isam-pianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Gersôna dia i Zibnỳ sy i Simehỳ, izay samy manana ny tarika tandrify azy avy.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Gersona dia i Libny sy i Simey, araka ny fokom-pireneny.
malagasy
Ny zanakalahin'i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.