Exodus 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela. Telo amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Kehata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Kaata: i Amrama, i Isaara, i Hebrôna ary i Oziela. Telo amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Kaata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama, i Jitsehara, i Hebrôna ary i Hoziela. Naharitra telo amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Kehata.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; ary ny andro niainan'i Kehata dia telo amby telo-polo amby zato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela. Telo amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Kehata.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; ary ny andro niainan'i Kehata dia telo amby telo-polo amby zato taona.