Exodus 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ny levita, araka ny taranany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanakalahin’i Merarỳ: i Moholì sy i Mosỳ. Ireo no fianakavian’i Levỳ mbamin’ny taranany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen'ny Levita, araka ny taranany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ny levita*, araka ny taranany.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen'ny Levita, araka ny taranany.