Exodus 6:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Kôre: i Asera, i Elkanà ary i Abiasafa. Ireo no fianakavian’i Kôrita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen'ny Korana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen'ny Korana.