Exodus 6:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona, dia naka vady avy tamin’ny zanakavavin’i Potiela, ary niteraka an’i Finehasa taminy. Ireo no lohan’ny fianakavian’ny levita, araka ny fokom-pireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Eleazara, zanaka lahin’i Aarôna, nanambady ny anankiray amin’ny zanaka vavin’i Fotiela, ka izay no niteraka an’i Finea taminy. Ireo no loham-pianakavian’ny Levita araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Elehazara, zanakalahin’i Aharôna, dia nanambady anankiray tamin’ny zanakavavin’i Potiela; ka io no niterahany an’i Pinehasa. Ireo rehetra ireo no filoham-pianakaviana tao amin’ny taranak’i Levỳ, samy araka ny tarika tandrify azy avy.
Malagasy Bible 1865
Ary Eleazara, zanakalahin'i Arona, naka vady avy tamin'ny zanakavavin'i Potiela, dia niteraka an'i Finehasa taminy izy. Ireo no lohan'ny fianakavian'ny Levita, araka ny fokom-pireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona, dia naka vady avy tamin’ny zanakavavin’i Potiela, ary niteraka an’i Finehasa taminy. Ireo no lohan’ny fianakavian’ny levita, araka ny fokom-pireneny.
malagasy
Ary Eleazara, zanakalahin'i Arona, naka vady avy tamin'ny zanakavavin'i Potiela, dia niteraka an'i Finehasa taminy izy. Ireo no lohan'ny fianakavian'ny Levita, araka ny fokom-pireneny.