Exodus 6:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan’NY TOMPO hoe: Ento ny Zanak’Israely hivoaka avy any amin’ny tany Ejipta araka ny antokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no ilay Aarôna sy ilay Môizy, izay nilazan’i Iaveh hoe: «Ento mivoaka hiala amin’ny tany Ejipta ny zanak’i Israely, araka ny antokony avy. »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Aharôna sy i Mosesy kosa nobaikoin’ny TOMPO hoe: «Ataovy izay hamoahanareo ny Israelita avy any Ejipta amim-pilaminana tsara.»
Malagasy Bible 1865
Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan'i Jehovah hoe: Ento ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any amin'ny tany Egypta araka ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan’NY TOMPO hoe: Ento ny Zanak’Israely hivoaka avy any amin’ny tany Ejipta araka ny antokony.
malagasy
Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan'i Jehovah hoe: Ento ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any amin'ny tany Egypta araka ny antokony.