Exodus 6:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no niteny tamin’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, fa hitondra ny Zanak’Israely hivoaka avy any Ejipta. Ireo no Mosesy sy Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no teniny tamin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta, mba hitondra ny zanak’i Israely hivoaka avy any Ejipta; dia io Môizy io sy io Aarôna io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nandeha niteny tany amin’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, i Mosesy sy i Aharôna mba handefasany ny Israelita hiala amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ireo no niteny tamin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, mba hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any Egypta; ireo no Mosesy sy Arona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no niteny tamin’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, fa hitondra ny Zanak’Israely hivoaka avy any Ejipta. Ireo no Mosesy sy Arona.
malagasy
Ireo no niteny tamin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, mba hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any Egypta; ireo no Mosesy sy Arona.