Exodus 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro izay nitenenan’NY TOMPO tamin’i Mosesy teo amin’ny tany Ejipta
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha niteny tamin’i Môizy i Iaveh tany amin’ny tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro izay nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany Ejipta,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro izay nitenenan'i Jehovah tamin'i Mosesy teo amin'ny tany Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro izay nitenenan’NY TOMPO tamin’i Mosesy teo amin’ny tany Ejipta
malagasy
[Ny nanirahan'Andriamanitra an'i Mosesy sy Arona hihaona amin'i Farao indray, sy ny famantarana nataon'izy roa lahy teo anatrehany] Ary tamin'ny andro izay nitenenan'i Jehovah tamin'i Mosesy teo amin'ny tany Egypta,