Exodus 6:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Izaho no TOMPO. Lazao amin’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, izay rehetra lazaiko aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao no nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy: «Izaho no Iaveh: Lazao amin’i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta, izay rehetra lazaiko aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy Izy taminy: –Izaho no TOMPO! Koa lazao amin’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta, izay rehetra ambarako aminao.
Malagasy Bible 1865
dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izaho no Jehovah; koa lazao amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, izay rehetra lazaiko aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Izaho no TOMPO. Lazao amin’i Farao, mpanjakan’i Ejipta, izay rehetra lazaiko aminao.
malagasy
dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izaho no Jehovah; koa lazao amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, izay rehetra lazaiko aminao.Ary Mosesy niteny teo anatrehan'i Jehovah ka nanao hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, ka aiza no hihainoan'i Farao ahy!