Exodus 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny anarako hoe andriamanitra tsitoha no nisehoako tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba, fa ny anarako hoe NY TOMPO tsy mbola nahafantarany Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niseho tamin’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba ho Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra Aho; fa mbola tsy nanambara Ahy taminy Aho araka ny Anarako hoe Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny anarana hoe «Andriamanitra Tsitoha » no nisehoako tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba fa tsy mbola fantatr’ireo ny anarako hoe «TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
ary tamin'ny anarako hoe ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoako tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, fa ny anarako hoe JEHOVAH tsy mbola nahafantarany Ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny anarako hoe andriamanitra tsitoha no nisehoako tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba, fa ny anarako hoe NY TOMPO tsy mbola nahafantarany Ahy.
malagasy
ary tamin'ny anarako hoe ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoako tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, fa ny anarako hoe JEHOVAH tsy mbola nahafantarany Ahy,