Exodus 6:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa niteny teo anatrehan’NY TOMPO i Mosesy hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, koa amin’ny fomba ahoana no hihainoan’i Farao ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’i Môizy teo anatrehan’i Iaveh: «Indro fa votsa fiteny aho, ka ahoana ange no hihainoan’i Faraôna ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Mosesy hoe: –Indro votsa vava aho, ka tsy hihaino ahy mihitsy ny Farao!
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niteny teo anatrehan'i Jehovah ka nanao hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, ka aiza no hihainoan'i Farao ahy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa niteny teo anatrehan’NY TOMPO i Mosesy hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, koa amin’ny fomba ahoana no hihainoan’i Farao ahy?
malagasy
Ary Mosesy niteny teo anatrehan'i Jehovah ka nanao hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, ka aiza no hihainoan'i Farao ahy!