Exodus 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, Izaho efa nandre ny fitarainan’ny Zanak’Israely izay ampanompoin’ny Ejiptiana ka tsaroako ny fanekeko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre ny fitarainan’ny zanak’i Israely izay andevozin’ny Ejiptianina Aho, ka nahatsiaro ny fanekeko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa reko ny fitarainan’ny Israelita amin’ny asa fanandevozana ampanaovin’ny Ejiptianina azy; koa nahatsiaro ny fanekempihavanako Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, Izaho efa nandre ny fitarainan'ny Zanak'Isiraely, izay ampanompoin'ny Egyptiana, ka dia tsaroako ny fanekeko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, Izaho efa nandre ny fitarainan’ny Zanak’Israely izay ampanompoin’ny Ejiptiana ka tsaroako ny fanekeko.
malagasy
Ary koa, Izaho efa nandre ny fitarainan'ny Zanak'Isiraely, izay ampanompoin'ny Egyptiana, ka dia tsaroako ny fanekeko.