Exodus 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia halaiko ho Ahy ianareo mba ho oloko ary Izaho ho Andriamanitrareo; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay mitondra anareo mivoaka ho afaka amin’ny fanompoana mafy izay ampanaovin’ny Ejiptiana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo Aho, izay manafaka anareo amin’ny fanompoan’ny Ejiptianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halaiko ho vahoakako ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo; dia ho fantatrareo fa Izaho TOMPO Andriamanitrareo no namoaka anareo hiala amin’ny asa an-terivozona nampanaovin’ny Ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Dia halaiko ho Ahy ianareo ho oloko, ary ho Andriamanitrareo Aho; dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay mitondra anareo mivoaka ho afaka amin'ny fanompoana mafy ampanaovin'ny Egyptiana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia halaiko ho Ahy ianareo mba ho oloko ary Izaho ho Andriamanitrareo; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo izay mitondra anareo mivoaka ho afaka amin’ny fanompoana mafy izay ampanaovin’ny Ejiptiana anareo.
malagasy