Exodus 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampiditra anareo any amin’ny tany izay nananganako tanana mba homena an’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba Aho; dia homeko ho fanananareo izany. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampidiriko any amin’ny tany efa nianianako homena an’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba ianareo, homeko ho fanananareo izany: Izaho no Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentiko any amin’ny tany izay efa nianianako tamin’ny tsangan-tanana fa homeko an’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba ianareo. Homeko ho fanananareo izany. Izaho no TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho hampiditra anareo any amin'ny tany izay nananganako tanàna homena an'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampiditra anareo any amin’ny tany izay nananganako tanana mba homena an’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba Aho; dia homeko ho fanananareo izany. Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary Izaho hampiditra anareo any amin'ny tany izay nananganako tanàna homena an'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah.