Exodus 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza izany tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy. Nefa tsy nihaino an’i Mosesy izy ireo noho ny fahakiviany amin’ny fanompoana tsy ara-drariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely izany. Nefa tsy nihaino an’i Môizy akory ireo, fa ory ny fony, ary mafy ny fanompoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notaterin’i Mosesy tamin’ny Israelita izany teny izany; nefa tsy nihaino azy akory ireo, fa kivy noho ny hamafin’ny fanompoana.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nilaza izany tamin'ny Zanak'Isiraely; nefa izy tsy nihaino an'i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza izany tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy. Nefa tsy nihaino an’i Mosesy izy ireo noho ny fahakiviany amin’ny fanompoana tsy ara-drariny.
malagasy
Ary Mosesy nilaza izany tamin'ny Zanak'Isiraely; nefa izy tsy nihaino an'i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy.