Exodus 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Jereo, efa nataoko andriamanitra ho an’i Farao ianao; ary i Arona rahalahinao kosa dia ho mpaminaninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Indro ianao efa nataoko ho andriamanitra eo imason’i Faraôna, ary i Aarôna rahalahinao no ho mpaminaninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Jereonao fa omeko fahefàn’Andriamanitra ianao manoloana ny Farao; ary i Aharôna rahalahinao kosa dia mpitondrateninao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro, efa nataoko andriamanitra ho an'i Farao ianao; ary Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Jereo, efa nataoko andriamanitra ho an’i Farao ianao; ary i Arona rahalahinao kosa dia ho mpaminaninao.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro, efa nataoko andriamanitra ho an'i Farao ianao; ary Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.