Exodus 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankao amin’i Farao i Mosesy sy i Arona ka nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO. Natsipin’i Arona teo anatrehan’i Farao sy teo anatrehan’ny mpanompony ny tehiny ka tonga menarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany amin’i Faraôna i Môizy sy i Aarôna, nataony avokoa izay nandidian’i Iaveh azy ireo. Natsipin’i Aarôna ny tehiny teo anoloan’i Faraôna sy ny mpanompony, ka nanjary bibilava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankao amin’ny Farao i Mosesy sy i Aharôna ka nanatanteraka izay nandidian’ny TOMPO azy; natsipin’i Aharôna teo anatrehan’ny Farao sy ny mpanompony ny tehiny ka nanjary fanàny.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy Arona nankao amin'i Farao ka nanao araka izay efa nandidian'i Jehovah; dia natsipin'i Arona teo anatrehan'i Farao sy teo anatrehan'ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankao amin’i Farao i Mosesy sy i Arona ka nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO. Natsipin’i Arona teo anatrehan’i Farao sy teo anatrehan’ny mpanompony ny tehiny ka tonga menarana.
malagasy
Ary Mosesy sy Arona nankao amin'i Farao ka nanao araka izay efa nandidian'i Jehovah; dia natsipin'i Arona teo anatrehan'i Farao sy teo anatrehan'ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana iny.