Exodus 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nampiantsoan’i Farao ny olon-kendry sy ny mpanao ody; ary ireo ombiasin’i Ejipta ireo dia mba nanao toy izany koa tamin’ny sikidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mba nantsoin’i Faraôna kosa ny olon-kendriny sy ny mpimasiny ary ny mpanao ody any Ejipta, dia mba nahavita torak’izany koa, tamin’ny fankatoavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoin’ny Farao ihany koa ireo olon-kendry sy mpanao majia tao Ejipta; ary ireo ombiasy ireo dia nanao toy izany koa tamin’ny fitokavany:
Malagasy Bible 1865
Dia nampanalain'i Farao ny olon-kendry sy ny mpanana ody; ary ireo ombiasy teo Egypta ireo dia nanao toy izany tamin'ny fankatovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nampiantsoan’i Farao ny olon-kendry sy ny mpanao ody; ary ireo ombiasin’i Ejipta ireo dia mba nanao toy izany koa tamin’ny sikidiny.
malagasy
Dia nampanalain'i Farao ny olon-kendry sy ny mpanana ody; ary ireo ombiasy teo Egypta ireo dia nanao toy izany tamin'ny fankatovany.