Exodus 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nanipy ny tehiny avy izy ireo ka tonga menarana ireny. Nefa natelin’ny tehin’i Arona ny tehin’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nanipy ny tehiny avy izy, dia mba samy nanjary bibilava koa. Saingy natelin’ny tehin’i Aarôna avokoa ny tehin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nanipy ny tehiny tamin’ny tany avy izy ka nanjary fanàny ireny. Saingy ny tehin’i Aharôna dia nitelina ny tehin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa samy nanipy ny tehiny avy izy ireo, ka tonga menarana ireny; nefa ny tehin'i Arona nitelina ny tehin'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nanipy ny tehiny avy izy ireo ka tonga menarana ireny. Nefa natelin’ny tehin’i Arona ny tehin’ireo.
malagasy
Fa samy nanipy ny tehiny avy izy ireo, ka tonga menarana ireny; nefa ny tehin'i Arona nitelina ny tehin'ireo.