Exodus 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihamafy ny fon’i Farao ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nihamafy ny fon’i Faraôna, fa tsy nihaino an’i Môizy sy i Aarôna izy, araka ny efa voalazan’i Iaveh rahateo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nihamafy fo ny Farao ka tsy nihaino an’i Mosesy sy i Aharôna araka izay efa nolazain’ny TOMPO rahateo.
Malagasy Bible 1865
Dia nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihamafy ny fon’i Farao ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain’NY TOMPO.
malagasy
Dia nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain'i Jehovah.