Exodus 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lazao aminy hoe: NY TOMPO, Andriamanitry ny Hebreo, no naniraka ahy hankaty aminao hilaza hoe: Avelao ny oloko handeha mba hanompoany Ahy any an-tany efitra. Nefa indro, tsy nihaino ianao mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ianao hilaza aminy hoe: ‹Avelao handeha ny vahoakako, hanompo Ahy any an’efitra. Ary indro fa mandrak’izao dia tsy nety nihaino ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka izao no ambarao aminy: «Ny TOMPO, Andriamanitry ny Hebreo, no naniraka ahy hilaza aminao hoe: ‹Alefaso ny vahoakako mba hanao fanompoam-pivavahana amiko any an-taniefitra.› Nefa tsy nihaino ianao mandraka ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
dia lazao aminy hoe: Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo, no naniraka ahy nankaty aminao hanao hoe: Alefaso ny oloko mba hanompoany Ahy any an-efitra; fa, indro, tsy nihaino ianao mandraka ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
dia lazao aminy hoe: Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo, no naniraka ahy nankaty aminao hanao hoe: Alefaso ny oloko mba hanompoany Ahy any an-efitra; fa, indro, tsy nihaino ianao mandraka ankehitriny.