Exodus 7:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho faty ny hazandrano ao Neily ka ho maimbo i Neily, ary tsy ho afaka hisotro ny rano avy ao Neily intsony ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny hazandrano ao anaty ony ho faty, ny ony hanjary maimbo; ary ny Ejiptianina harikoriko tsy te hisotro ny rano eo an’ony.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho faty ny trondro ka ho maimbo ny ony, dia tsy ho azon’ny Ejiptianina sotroina intsony ny rano ao.»
Malagasy Bible 1865
Dia ho faty ny hazandrano ao Neily, ka ho maimbo Neily, ary tsy ho tian'ny Egyptiana intsony ny hisotro ny rano ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho faty ny hazandrano ao Neily ka ho maimbo i Neily, ary tsy ho afaka hisotro ny rano avy ao Neily intsony ny Ejiptiana.
malagasy
Dia ho faty ny hazandrano ao Neily, ka ho maimbo Neily, ary tsy ho tian'ny Egyptiana intsony ny hisotro ny rano ao.