Exodus 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no hilaza izay rehetra handidiako anao, ary i Arona rahalahinao kosa no hiteny amin’i Farao, mba hamelany ny Zanak’Israely hiala avy ao amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao moa hilaza izay rehetra hiandidiako anao; i Aarôna rahalahinao kosa, hiteny amin’i Faraôna mba handefany ny zanak’i Israely hiala amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao amin’i Aharôna rahalahinao izay rehetra handidiako anao, ary izy kosa no hiteny amin’ny Farao mba handefasany ny Israelita hiala amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Hianao hilaza izay rehetra nandidiako anao, ary Arona rahalahinao kosa hilaza amin'i Farao, mba handefasany ny Zanak'Isiraely hiala amin'ny taniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no hilaza izay rehetra handidiako anao, ary i Arona rahalahinao kosa no hiteny amin’i Farao, mba hamelany ny Zanak’Israely hiala avy ao amin’ny taniny.
malagasy
Hianao hilaza izay rehetra nandidiako anao, ary Arona rahalahinao kosa hilaza amin'i Farao, mba handefasany ny Zanak'Isiraely hiala amin'ny taniny,