Exodus 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niverina nankao an-tranony i Farao sady tsy mba nahoany akory ny zava-nitranga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody i Faraôna ka nony tonga tany an-tranony, tsy nandinika izany akory tao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa nody ny Farao, dia nankao an-tranony fa tsy nahoany akory io raharaha io.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina Farao ka nankao an-tranony, kanefa tsy mba nahoany akory, na dia izany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niverina nankao an-tranony i Farao sady tsy mba nahoany akory ny zava-nitranga.
malagasy
Dia niverina Farao ka nankao an-tranony, kanefa tsy mba nahoany akory, na dia izany aza.