Exodus 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihady rano hosotroiny teny amoron’i Neily teny ny Ejiptiana rehetra fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Ejiptianina rehetra nihady lavaka teny akaikin’ny ony hahitany rano azo nosotroina, fa tsy azony nosotroina ny rano tamin’ny ony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihady lava-drano manodidina an’i Neily ny Ejiptianina satria tsy azony nosotroina ny rano tamin’ny ony.
Malagasy Bible 1865
Dia nihady rano hosotroiny teo amoron'i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihady rano hosotroiny teny amoron’i Neily teny ny Ejiptiana rehetra fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.
malagasy
Dia nihady rano hosotroiny teo amoron'i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.