Exodus 7:27 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mandà tsy hamela azy handeha ianao, indro Aho hamely ny taninao rehetra amin’ny sahona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mandà tsy handefa azy ianao, hataoko hidiran-doza, avy amin’ny sahona ny taninao manontolo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mandà ianao, dia ho hitanao fa hasiany amin’ny sahona ny faritaninao manontolo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mandà tsy hamela azy handeha ianao, indro Aho hamely ny taninao rehetra amin’ny sahona;
malagasy
Fa raha mandà ka tsy mandefa azy ianao, indro, Izaho hamely ny taninao rehetra amin'ny sahona;