Exodus 7:29 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiakaran’ny sahona eo aminao sy ny vahoakanao ary ny mpanomponao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiakaran’ny sahona avokoa ianao sy ny vahoakanao ary ny mpanomponao rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hananika anao sy ny mpanomponao rehetra ary ny vahoakanao ireo sahona ireo.»
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiakaran’ny sahona eo aminao sy ny vahoakanao ary ny mpanomponao rehetra.
malagasy
Dia ho aminao sy ny vahoakanao ary ny mpanomponao rehetra no hiakaran'ny sahona.