Exodus 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Farao ka hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Faraôna, sy hampitombo ny famantarako amam-pahagagako amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho anefa hanamafy fo ny Farao; ka na dia maro aza ireo famantarana sy zava-mahagaga izay hataoko ao amin’ny taniny,
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho hanamafy ny fon'i Farao sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho hanamafy ny fon’i Farao ka hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary Izaho hanamafy ny fon'i Farao sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta.