Exodus 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantatry ny Ejiptiana fa Izaho no TOMPO, rehefa manatsotra ny tanako amin’i Ejipta Aho ka hitondra ny Zanak’Israely hivoaka avy eo anivony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fantatry ny Ejiptianina fa Izaho no Iaveh, rehefa haninjitra ny tanako amin’i Ejipta Aho sy hamoaka ny zanak’i Israely avy eo afovoan’izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fantatry ny Ejiptianina amin’izay fa Izaho no TOMPO, rehefa haninji-tanana hamely azy Aho ka hamoaka ny Israelita hiala eo anivony.
Malagasy Bible 1865
Dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa maninjitra ny tanako amin'i Egypta Aho ka mitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantatry ny Ejiptiana fa Izaho no TOMPO, rehefa manatsotra ny tanako amin’i Ejipta Aho ka hitondra ny Zanak’Israely hivoaka avy eo anivony.
malagasy
Dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa maninjitra ny tanako amin'i Egypta Aho ka mitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any.