Exodus 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’i Mosesy sy i Arona izany. Araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Môizy sy i Aarôna izay nandidian’i Iaveh azy; izany no nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notanterahin’i Mosesy sy i Aharôna izany, ka araka izay nandidian’ny TOMPO azy no nataony.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Mosesy sy Arona izany: araka izay nandidian'i Jehovah azy no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’i Mosesy sy i Arona izany. Araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony.
malagasy
Dia nataon'i Mosesy sy Arona izany: araka izay nandidian'i Jehovah azy no nataony.