Exodus 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miteny aminareo i Farao hoe: Manaova famantarana, dia lazao amin’i Arona hoe: Raiso ny tehinao ka atsipazo eo anatrehan’i Farao dia ho tonga menarana iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha avy izay hilazan’i Faraôna aminareo hoe: Manaova fahagagana, dia lazao amin’i Aarôna hoe: Raiso ny tehinao ka atsipazo eo anatrehan’i Faraôna, fa hanjary bibilava iny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raha mangataka anareo hanao zava-mahagaga ny Farao, dia lazaonao i Aharôna, ry Mosesy, mba handray ny tehinao ka hanipy azy eo anatrehan’ny Farao, dia hanjary fanàny iny.
Malagasy Bible 1865
Raha miteny aminareo Farao ka manao hoe: Manaova fahagagana hanambara anareo, dia lazao amin'i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka atsipazo eo anatrehan'i Farao, dia ho tonga menarana iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miteny aminareo i Farao hoe: Manaova famantarana, dia lazao amin’i Arona hoe: Raiso ny tehinao ka atsipazo eo anatrehan’i Farao dia ho tonga menarana iny.
malagasy
Raha miteny aminareo Farao ka manao hoe: Manaova fahagagana hanambara anareo, dia lazao amin'i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka atsipazo eo anatrehan'i Farao, dia ho tonga menarana iny.