Exodus 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Lazao amin’i Arona hoe: Atsory ny tananao izay mitana ny tehinao eny ambonin’ny sampan-drano ary eny ambonin’ny lakandrano sy ny heniheny ka ampiakaro ny sahona ho eny amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Lazao amin’i Aarôna hoe: Ahinjiro eo ambonin’ny renirano sy ny lakan-drano ary ny farihy ny tananao mitana ny tehinao, ka ampiakaro ho eo amin’ny tany Ejipta ny sahona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Asaovy ahinjitr’i Aharôna ny tanany mitana ny tehinao ho eny ambonin’ny renirano sy ny lakan-drano ary ny farihy mba hiakaran’ny sahona ho eny amin’ny tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Lazao amin'i Arona hoe: Ahinjiro ny tananao mitana ny tehinao eny ambonin'ny sampan-drano ary eny ambonin ny lahin-drano sy ny heniheny, ka mampiakara ny sahona ho eny amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Lazao amin’i Arona hoe: Atsory ny tananao izay mitana ny tehinao eny ambonin’ny sampan-drano ary eny ambonin’ny lakandrano sy ny heniheny ka ampiakaro ny sahona ho eny amin’ny tany Ejipta.
malagasy