Exodus 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nangonina hivangongo teny rehetra teny ireny ka tonga maimbo ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natangongo tamin’ny toerana maro ireny, ary maimbo ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangonina ho an-tokotokony maro ireny, ka nanamaimbo ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia nangonina hivangongo teny rehetra eny ireny, ka efa maimbo ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nangonina hivangongo teny rehetra teny ireny ka tonga maimbo ny tany.
malagasy
Dia nangonina hivangongo teny rehetra eny ireny, ka efa maimbo ny tany.