Exodus 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Farao anefa fa nisy hiainana dia nanamafy ny fony indray izy ka tsy nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Faraôna anefa fa tsy nisy hiainana dia nohamafisiny ny fony, ka tsy nihaino an’i Môizy sy i Aarôna izy, araka ny efa voalazan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’ny Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy fo izy araka izay efa nolazain’ny TOMPO, ka tsy nihaino ny fangatahan’i Mosesy sy i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Fa nony hitan'i Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy ny fony izy ka tsy mba nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Farao anefa fa nisy hiainana dia nanamafy ny fony indray izy ka tsy nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain’NY TOMPO.
malagasy
Fa nony hitan'i Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy ny fony izy ka tsy mba nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain'i Jehovah.