Exodus 8:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mba nanao toy izany tamin’ny sikidiny koa ny ombiasy mba hahatonga moka, kanjo tsy hainy. Teny amin’ny olona sy teny amin’ny biby fiompy ny moka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao toy izany tamin’ny fankatoavany ihany koa ny mpanao ody mba hahatonga moka, fa tsy nahavita izany izy. Mby eny amin’ny olona sy ny biby ny moka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba nanao toy izany tamin’ny fitokavany koa ireo mpimasy handroaka ny moka, kanefa tsy nahomby, fa mbola nisy moka ihany teny amin’ny olona sy ny biby fiompy.
Malagasy Bible 1865
Ary mba nanao toy izany koa ny ombiasy tamin'ny fankatovany mba hahatonga moka, kanjo tsy nahay izy; ary ny moka dia teny amin'ny olona sy teny amin'ny biby fiompy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mba nanao toy izany tamin’ny sikidiny koa ny ombiasy mba hahatonga moka, kanjo tsy hainy. Teny amin’ny olona sy teny amin’ny biby fiompy ny moka.
malagasy
Ary mba nanao toy izany koa ny ombiasy tamin'ny fankatovany mba hahatonga moka, kanjo tsy nahay izy; ary ny moka dia teny amin'ny olona sy teny amin'ny biby fiompy.