Exodus 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa amin’izany andro izany dia havahako ny tany Gosena izay itoeran’ny oloko ka tsy mba hisy fihitra any, mba hahafantaranao fa Izaho no TOMPO eo afovoan’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’io andro io anefa havahako ny tany Genesa onenan’ny vahoakako, fa tsy mba hisy lali-be ny ao, mba hahafantaranao fa ao afovoan’io tany io Izaho Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa, amin’izany andro izany, dia havahako ny faritany Gôsena izay onenan’ny vahoakako ka tsy hisy fihitra mihitsy any. Amin’izay dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO dia eo anivon’ny taninao koa.
Malagasy Bible 1865
Fa havahako amin'izany andro izany ny tany Gosena, izay itoeran'ny oloko, ka tsy mba hisy lalitra ao, mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah afovoan'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa amin’izany andro izany dia havahako ny tany Gosena izay itoeran’ny oloko ka tsy mba hisy fihitra any, mba hahafantaranao fa Izaho no TOMPO eo afovoan’ny tany.
malagasy
Fa havahako amin'izany andro izany ny tany Gosena, izay itoeran'ny oloko, ka tsy mba hisy lalitra ao, mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah afovoan'ny tany.