Exodus 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hasiako fiavahana amin’ny oloko sy ny olonao. Rahampitso no hisian’ity famantarana ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasiako fiavahana ny vahoakako sy ny vahoakanao; ary rahampitso no hisian’izany famantarana izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havahako tsy ho voan’ny loza hanjo ny vahoakanao ny vahoakako. Rahampitso no hiseho izany zava-mahagaga izany.»
Malagasy Bible 1865
Dia hasiako fiavahana amin'ny oloko sy ny olonao; rahampitso no hisian'izany famantarana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hasiako fiavahana amin’ny oloko sy ny olonao. Rahampitso no hisian’ity famantarana ity.
malagasy
Dia hasiako fiavahana amin'ny oloko sy ny olonao; rahampitso no hisian'izany famantarana izany.