Exodus 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natsotran’i Arona teo ambonin’ny ranon’i Ejipta ny tanany; dia niakatra ny sahona ka nanenika ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahinjitr’i Aarôna tambonin’ny rano any Ejipta, ny tanany, ka niakatra nanenika ny tany Ejipta ny sahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahinjitr’i Aharôna tambonin’ireo rano tao Ejipta ny tanany; ka niakatra sady nandrakotra an’i Ejipta ny sahona.
Malagasy Bible 1865
Ary nahinjitr'i Arona tambonin'ny rano tany Egypta ny tànany; dia niakatra ny sahona ka nandrakotra ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natsotran’i Arona teo ambonin’ny ranon’i Ejipta ny tanany; dia niakatra ny sahona ka nanenika ny tany Ejipta.
malagasy
Ary nahinjitr'i Arona tambonin'ny rano tany Egypta ny tànany; dia niakatra ny sahona ka nandrakotra ny tany Egypta.