Exodus 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Arona i Farao ka niteny hoe: Mandehana ianareo ka mamonoa zavatra hatao fanatitra ho an’Andriamanitrareo eto amin’ity tany ity ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanalain’i Faraôna i Môizy sy i Aarôna nilazany hoe: «Mandehana ianareo manolotra sorona amin’ny Andriamanitrareo eto amin’ity tany ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiantso an’i Mosesy sy i Aharôna ny Farao ka niteny hoe: –Mandehana manatitra sorona amin’ny Andriamanitrareo, kanefa eto amin’ny tany ihany!
Malagasy Bible 1865
Ary Farao nampaka an'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Mandehana ianareo hamono zavatra hatao fanatitra ho an'Andriamanitrareo eto amin'ity tany ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Arona i Farao ka niteny hoe: Mandehana ianareo ka mamonoa zavatra hatao fanatitra ho an’Andriamanitrareo eto amin’ity tany ity ihany.
malagasy
Ary Farao nampaka an'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Mandehana ianareo hamono zavatra hatao fanatitra ho an'Andriamanitrareo eto amin'ity tany ity.