Exodus 8:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha lalan-kateloana any an-tany efitra izahay dia hamono zavatra hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitray, araka izay holazainy aminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa handeha lalan-kateloana any an’efitra izahay no hanolotra sorona amin’i Iaveh Andriamanitray, araka izay holazainy aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa handeha lalana telo andro any an-taniefitra izahay, ka any izahay no hanao sorona amin’ny TOMPO Andriamanitray araka izay hotondroiny aminay.
Malagasy Bible 1865
Handeha lalan-kateloana any an-efitra izahay, dia hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitray, araka izay holazainy aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha lalan-kateloana any an-tany efitra izahay dia hamono zavatra hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitray, araka izay holazainy aminay.
malagasy
Handeha lalan-kateloana any an-efitra izahay, dia hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitray, araka izay holazainy aminay.