Exodus 8:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy ka nifona tamin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao niala avy ao amin’i Faraôna i Môizy, dia nivavaka tamin’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala avy tao amin’ny Farao i Mosesy ary nangataka tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niala teo amin'i Farao ka nangataka tamin'i Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy ka nifona tamin’NY TOMPO.
malagasy
Ary Mosesy niala teo amin'i Farao ka nangataka tamin'i Jehovah