Exodus 8:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nanamafy ny fony indray i Farao ka tsy namela ny olona handeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa mbola nanamafy ny fony ihany indray i Faraôna tamin’izany, ka tsy nalefany handeha ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tamin’ity indray mandeha ity koa dia nanamafy fo ihany ny Farao ka tsy nandefa ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ka­njo Farao nanamafy ny fony indray tamin'izany ka tsy nandefa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nanamafy ny fony indray i Farao ka tsy namela ny olona handeha.
malagasy
Ka­njo Farao nanamafy ny fony indray tamin'izany ka tsy nandefa ny olona.