Exodus 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mba nanao toy izany koa tamin’ny sikidiny ny ombiasy ka nampiakatra ny sahona ho eny amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao torak’izany koa anefa ny mpanao ody tamin’ny fankatoavany, ka nampiakatra ny sahona ho eo amin’ny tany Ejipta izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba nanao toy izany tamin’ny fankatoavany koa ireo mpimasy: nampiakariny ho amin’ny tany Ejipta koa ny sahona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ombiasy mba nanao toy izany koa tamin'ny fankatovany ka nampiakatra ny sahona ho eny amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mba nanao toy izany koa tamin’ny sikidiny ny ombiasy ka nampiakatra ny sahona ho eny amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary ny ombiasy mba nanao toy izany koa tamin'ny fankatovany ka nampiakatra ny sahona ho eny amin'ny tany Egypta.