Exodus 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Farao: Rahampitso. Ary hoy kosa i Mosesy: Aoka ary ho araka ny teninao, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka NY TOMPO Andriamanitray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ho amin’ny ampitso.» Dia hoy i Môizy: «Aoka, fa ho tanteraka izany, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka an’i Iaveh, Andriamanitray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny Farao hoe: –Rahampitso. Hoy kosa i Mosesy hoe: –Aoka àry dia ho araka ny teninao mba hahafantaranao fa tsy misy azo ampitahaina amin’ny TOMPO Andriamanitray.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Rahampitso. Ary hoy kosa izy: Aoka àry dia ho araka ny teninao, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka an'i Jehovah Andriamanitray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Farao: Rahampitso. Ary hoy kosa i Mosesy: Aoka ary ho araka ny teninao, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka NY TOMPO Andriamanitray.
malagasy
Dia hoy izy: Rahampitso. Ary hoy kosa izy: Aoka àry dia ho araka ny teninao, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka an'i Jehovah Andriamanitray.