Exodus 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sahona dia hiala aminao sy amin’ny tranonao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao ka ho ao Neily ihany sisa no hahitana azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiala aminao sy ny tranonao ny sahona ary amin’ny mpanomponao sy amin’ny vahoakanao, tsy hisy tavela intsony, afa-tsy ny any amin’ny ony ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hialan’ny sahona ianao sy ny lapanao mbamin’ny mpanomponao ary ny vahoakanao ka tsy hisy havela afa-tsy ny ao Neily ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sahona dia hiala aminao sy amin'ny tranonao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sahona dia hiala aminao sy amin’ny tranonao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao ka ho ao Neily ihany sisa no hahitana azy ireo.
malagasy
Ary ny sahona dia hiala aminao sy amin'ny tranonao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy.