Exodus 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’NY TOMPO araka ny tenin’i Mosesy izany ka maty ny sahona teny amin’ny trano sy teny amin’ny tokotany ary tany an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka notanterahin’i Iaveh ny hatak’i Môizy, fa maty avokoa ny sahona tany an-trano, sy teny an-tokotany, ary tany an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka notanterahin’ny TOMPO izay nangatahin’i Mosesy: maty ireo sahona tao an-trano sy teny an-tokotany ary tany an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Jehovah araka ny tenin'i Mosesy, ka maty ny sahona teny amin'ny trano sy teny amin'ny tokotany ary tany an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’NY TOMPO araka ny tenin’i Mosesy izany ka maty ny sahona teny amin’ny trano sy teny amin’ny tokotany ary tany an-tsaha.
malagasy
Dia nataon'i Jehovah araka ny tenin'i Mosesy, ka maty ny sahona teny amin'ny trano sy teny amin'ny tokotany ary tany an-tsaha.